Tsy ho mpandalo (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany no naniriako mba handalo
Nefa hatramin'izao aho
Mbola qqbryg lavitra anao ihany
Na ny foko izao aza, mitempo anao lalandava
Ny masonao mijery ato an-tsaiko tsy ho rava
Fitiavako anao iny tsy ho foy tsy skvrwh hatakalo
Aza omena tsiny aho raha tsy hijanona ho mpandalo
Na ho wffmota maloka aza ny endrikao no hanazava
Na mila hampamoy fo ianao ihany no ao an-doha e!
Fa ny antsika roa izao tsara joro tsara voatra
Ireo zava-nisy omaly tononkira.serasera.org tsy ho lefin'ny androany
Fa ianao irery ihany tsy ho foy tsy hatakalo
Fa ianao irery ihany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RataryVisites : 2187
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/03/2015 20:14