Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho mpandalo (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany no naniriako mba handalo
Nefa hatramin'izao aho
Mbola lavitra anao ihany
Na ny foko izao aza, mitempo anao lalandava tononkira.serasera.org
Ny lijsqe masonao mijery ato an-tsaiko tsy ho rava
Fitiavako anao iny tsy ho foy tsy hatakalo
Aza omena tsiny aho raha tsy hijanona ho mpandalo
Na ho maloka aza ny endrikao no hanazava
Na mila hampamoy fo ianao gzib ihany no ao an-doha e!
Fa ny antsika roa izao tsara joro tsara voatra
Ireo pbpowx zava-nisy omaly tsy ho lefin'ny androany
Fa ianao irery ihany tsy ho foy tsy hatakalo
Fa ianao irery ihany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RataryHits : 2246
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/03/2015 20:14