Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ela nitoerana tany ho any (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela nitoerana tany ho tononkira.serasera.org any
Ela nandaozana ilay akany o
Izaho dia tsy tsindry
Tsy tsindry ny alahelo
Ny vetso ao anaty
Ny vetso ao anaty mamelovelo
Ny yoyvt rivotr'Imanga tsaroana lava
Ka tonga ahy manembona itony tava
Ny lanitr'Iarivo tadidy foana
ka sento miavosa no manoloana.
Ambanin'io rahona mainty manga.
Tandrifin'io bonga io pezxw manangasanga
Ny saina sy tonony te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga
izay tsy ho manina dia mandainga.
izay tsy ho manina dia mandainga.
veloma ry Iarivo, qpjieme ilay niandohana
Akany malala izay hiafarana.
Ny saina sy toniny te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga.
Ela nandaozana ilay akany o
Izaho dia tsy tsindry
Tsy tsindry ny alahelo
Ny vetso ao anaty
Ny vetso ao anaty mamelovelo
Ny yoyvt rivotr'Imanga tsaroana lava
Ka tonga ahy manembona itony tava
Ny lanitr'Iarivo tadidy foana
ka sento miavosa no manoloana.
Ambanin'io rahona mainty manga.
Tandrifin'io bonga io pezxw manangasanga
Ny saina sy tonony te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga
izay tsy ho manina dia mandainga.
izay tsy ho manina dia mandainga.
veloma ry Iarivo, qpjieme ilay niandohana
Akany malala izay hiafarana.
Ny saina sy toniny te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 1492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/09/2018 15:13
