Ela nitoerana tany ho any (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela nitoerana tany ho any
Ela nandaozana slegqkhr ilay akany o
Izaho dia tsy tsindry
Tsy tsindry ny alahelo
Ny vetso ao anaty
Ny vetso ao anaty mamelovelo
Ny rivotr'Imanga tsaroana lava
Ka tonga ahy manembona itony tava
Ny lanitr'Iarivo tadidy foana
ka sento miavosa no manoloana.
Ambanin'io rahona mainty manga.
Tandrifin'io bonga io manangasanga
Ny saina sy cowvdjn tonony te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga
izay tsy ho manina dia mandainga.
izay tsy ho manina dia mandainga.
veloma ry Iarivo, ilay niandohana
Akany malala izay hiafarana.
Ny saina sy toniny te hanainga.
Izay tsy ho ebubsdo manina dia tononkira.serasera.org mandainga.
Ela nandaozana slegqkhr ilay akany o
Izaho dia tsy tsindry
Tsy tsindry ny alahelo
Ny vetso ao anaty
Ny vetso ao anaty mamelovelo
Ny rivotr'Imanga tsaroana lava
Ka tonga ahy manembona itony tava
Ny lanitr'Iarivo tadidy foana
ka sento miavosa no manoloana.
Ambanin'io rahona mainty manga.
Tandrifin'io bonga io manangasanga
Ny saina sy cowvdjn tonony te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga
izay tsy ho manina dia mandainga.
izay tsy ho manina dia mandainga.
veloma ry Iarivo, ilay niandohana
Akany malala izay hiafarana.
Ny saina sy toniny te hanainga.
Izay tsy ho ebubsdo manina dia tononkira.serasera.org mandainga.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rasamy GitaraHits : 1452
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 17/09/2018 15:13
