Ela nitoerana tany ho any (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela nitoerana tany ho any
Ela nandaozana ilay akany hxdvljcs o
Izaho dia tsy tsindry
Tsy tsindry ny alahelo
Ny vetso ao ybpeass anaty
Ny vetso ao anaty mamelovelo
Ny rivotr'Imanga tsaroana lava
Ka tonga ahy manembona itony tava
Ny lanitr'Iarivo tadidy foana
ka sento miavosa no manoloana.
Ambanin'io rahona mainty manga.
Tandrifin'io ezyjaqr bonga io manangasanga
Ny saina sy tonony te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga
izay tsy ho manina dia mandainga.
izay tsy ho manina dia mandainga.
veloma ry Iarivo, ilay niandohana
Akany tononkira.serasera.org malala izay hiafarana.
Ny saina sy toniny te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga.
Ela nandaozana ilay akany hxdvljcs o
Izaho dia tsy tsindry
Tsy tsindry ny alahelo
Ny vetso ao ybpeass anaty
Ny vetso ao anaty mamelovelo
Ny rivotr'Imanga tsaroana lava
Ka tonga ahy manembona itony tava
Ny lanitr'Iarivo tadidy foana
ka sento miavosa no manoloana.
Ambanin'io rahona mainty manga.
Tandrifin'io ezyjaqr bonga io manangasanga
Ny saina sy tonony te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga
izay tsy ho manina dia mandainga.
izay tsy ho manina dia mandainga.
veloma ry Iarivo, ilay niandohana
Akany tononkira.serasera.org malala izay hiafarana.
Ny saina sy toniny te hanainga.
Izay tsy ho manina dia mandainga.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rasamy GitaraVisites : 1450
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 17/09/2018 15:13
