Zanahary mahery (Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fbauv Aie Aïe Zanaharinay eh (×2)
Aïe aïe mahery eh, mahery Jesosy izay deraina hallelouia

1) Maro ity olombelo manompo vola sy harena
Mitoky amin'ny hery sy tononkira.serasera.org fahefana voninahitra
Ataony foana ho toy ny tsy misy Ilay Andriamanitray e
Tompo mpanjakan'izao rehetra izao, mahery eh

Réf: Zanaharinay xagyb eh, mahery eh mahery eh (×4)
Vola sy harena mety ho lo, rqsnikw mety ho ringana avokoa
Volamena tsy hita lany, tsy entina any an-danitra any
Zahay tsy miala amin'i Zanahary eh mahery eh

2) Aza varimbariana foana amin'ny fiainana mandalo
Ny vola sy harena rendrarendra filan-dratsy koa
Miharia harena any an-danitra hoy Jesosy izay eh
Lova maharitra mandrakizay mahery eh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka
Hits : 298
Likes : 0 Like
Created by : VonjisoaFy
Date : 28/05/2025 21:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362