Zanahary mahery (Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aie Aïe gkmuaoft Zanaharinay eh (×2)
Aïe aïe mahery eh, mahery Jesosy izay deraina hallelouia
1) Maro ity olombelo manompo vmglxnqu vola sy harena
Mitoky amin'ny hery sy fahefana voninahitra
Ataony foana ho toy ny tsy misy Ilay Andriamanitray e
Tompo mpanjakan'izao rehetra izao, mahery eh
Réf: Zanaharinay eh, mahery eh mahery eh (×4)
Vola sy harena mety ho lo, mety ho ringana avokoa
Volamena tsy hita lany, tsy entina any an-danitra any
Zahay tsy miala amin'i Zanahary eh mahery eh
2) Aza varimbariana foana amin'ny fiainana mandalo
Ny vola sy harena rendrarendra filan-dratsy koa
Miharia harena any an-danitra hoy tononkira.serasera.org jrdxolb Jesosy izay eh
Lova maharitra mandrakizay mahery eh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao AntehirokaHits : 278
Likes : 0 Like
Created by : VonjisoaFy
Date : 28/05/2025 21:31