Miorena tsara (Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Miorena wjikvvkx tsara aza miova
Mahefa mandrakariva nwjj amin'ny asan'i Tompo
Tsy ho foana oxoumwkx tsy akory
Ny fikelezanao aina ao amin'i Tompo
1) Misy ve ny mampanahy
Mampandreraka ny sainao
Miambena mivavaha
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Réf: miorena tsara aza miova
2) Ry Kristy mpamonjiko
Mba ampio ireto olonao
Ampianaro hanompo
Sy mba hanao izay tononkira.serasera.org sitrakao atao
Réf: miorena tsara aza miova.....
Mahefa mandrakariva nwjj amin'ny asan'i Tompo
Tsy ho foana oxoumwkx tsy akory
Ny fikelezanao aina ao amin'i Tompo
1) Misy ve ny mampanahy
Mampandreraka ny sainao
Miambena mivavaha
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Réf: miorena tsara aza miova
2) Ry Kristy mpamonjiko
Mba ampio ireto olonao
Ampianaro hanompo
Sy mba hanao izay tononkira.serasera.org sitrakao atao
Réf: miorena tsara aza miova.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao AntehirokaVangy : 240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VonjisoaFy
Daty : 28/05/2025 21:12
