Fitiavana (Ranto Ambinintsoa Luc)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tsapako ny fitiavanao ahy ry malala
Tiako koa ianao na dia be mpankahala
Io vfpu fitiavako anao io nefa hatramin'izao
Dia toa kilalao,
Ka voadona aho vao tena babonao

Nanantena tsinona wgtgsz aho, f'efa folako ianao
Ka ninia tsy nanao izay rehetra sitrakao
Ifonako crkfjss izany, ihanianako @lanitra sy tany
Fa tsy ho averiko intsony, tsy tononkira.serasera.org hanao fanindroany aho

Ref: Fa fitiavana, fitiavana no homeko anao
        Fa fitiavana,  fitiavana ho anao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ranto Ambinintsoa Luc
Vangy : 2130
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 0348582215
Daty : 28/11/2017 14:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1152