Fitiavana (Ranto Ambinintsoa Luc)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tsapako ny fitiavanao ahy tononkira.serasera.org ry malala
Tiako koa ianao na dia be mpankahala
Io fitiavako anao io nefa hatramin'izao
Dia toa kilalao,
Ka voadona aho vao tena babonao
Nanantena tsinona aho, f'efa folako ivofk ianao
Ka ninia tsy nanao izay rehetra sitrakao
Ifonako izany, ihanianako @lanitra sy tany
Fa tsy ho averiko intsony, tsy hanao fanindroany tcri aho
Ref: Fa fitiavana, fitiavana no homeko anao
eenpkwr Fa fitiavana, fitiavana ho anao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ranto Ambinintsoa LucVisites : 2183
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 0348582215
Date : 28/11/2017 14:38