Fitiavana (Ranto Ambinintsoa Luc)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tsapako tononkira.serasera.org ny fitiavanao ahy ry malala
Tiako koa ianao na dia be mpankahala
Io fitiavako anao io nefa hatramin'izao
Dia toa kilalao,
Ka voadona aho vao tena babonao
Nanantena tsinona aho, f'efa folako ianao
Ka ninia tsy nanao izay rehetra sitrakao
Ifonako izany, ihanianako @lanitra sy tany
Fa tsy ho averiko intsony, tsy hanao fanindroany aho
Ref: Fa fitiavana, fitiavana no homeko anao
ynmqkx yzpian Fa didosl fitiavana, fitiavana ho anao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ranto Ambinintsoa LucHits : 2182
Likes : 1 Like
Created by : 0348582215
Date : 28/11/2017 14:38