Izao no hafatro (randratelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Toy ireny fandre ireny
Fa ho veloma tsy ankiteniteny
Dia izao no mba hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Ka hamela ahy ho irery
Aoka mba tsy ho veloma atao an-kiry fa miherihery
Antsika samy irery
Fa teny ierana ny antsika raha ivnlyf hifandao
Fa tsy dradraina ho reny izao tontolo izao
Fa fifandan-daozan’olon-kendry
Tsy mba nokasaina, na koa ankinendry
…………………………………* 2
Izay no Anjara xgppu no sady tinendry
Dia izao no tlvkp hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Tabataba sy tomany fa tononkira.serasera.org tsotra ihany
Fa miherihery
Vitany ny mifampijery
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Toy ireny fandre ireny
Fa ho veloma tsy ankiteniteny
Dia izao no mba hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Ka hamela ahy ho irery
Aoka mba tsy ho veloma atao an-kiry fa miherihery
Antsika samy irery
Fa teny ierana ny antsika raha ivnlyf hifandao
Fa tsy dradraina ho reny izao tontolo izao
Fa fifandan-daozan’olon-kendry
Tsy mba nokasaina, na koa ankinendry
…………………………………* 2
Izay no Anjara xgppu no sady tinendry
Dia izao no tlvkp hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Tabataba sy tomany fa tononkira.serasera.org tsotra ihany
Fa miherihery
Vitany ny mifampijery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : randrateloVangy : 3227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vatosoa.andriamiarana
Daty : 08/05/2019 15:20
