Izao no hafatro (randratelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Toy ireny fandre ireny
Fa ho veloma tsy tononkira.serasera.org ankiteniteny

Dia izao no mba hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Ka hamela ahy ho irery
Aoka mba tsy ho veloma  atao an-kiry fa miherihery
Antsika samy irery

Fa teny cuakrx ierana ny antsika raha hifandao
Fa tsy dradraina ho reny vpmbgus ezjqav izao tontolo izao
Fa fifandan-daozan’olon-kendry
Tsy mba nokasaina, na koa ankinendry
…………………………………* 2
Izay no Anjara no sady tinendry

Dia izao no hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Tabataba sy tomany fa tsotra ihany
Fa miherihery
Vitany ny mifampijery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : randratelo
Hits : 3409
Likes : 0 Like
Created by : vatosoa.andriamiarana
Date : 08/05/2019 15:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.478