Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izao no hafatro (randratelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no hafatro mjui
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Toy ireny fandre ireny
Fa ho veloma tsy ankiteniteny
Dia izao no mba hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Ka hamela ahy ho irery
Aoka mba tsy ho veloma atao an-kiry fa miherihery
Antsika pkhcqk samy irery
Fa teny ierana ny antsika raha tononkira.serasera.org hifandao
Fa vqyivcvk tsy dradraina ho reny izao tontolo izao
Fa fifandan-daozan’olon-kendry
Tsy mba nokasaina, na koa ankinendry
…………………………………* 2
Izay no Anjara no sady tinendry
Dia izao no hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Tabataba sy tomany fa tsotra ihany
Fa miherihery
Vitany ny mifampijery
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Toy ireny fandre ireny
Fa ho veloma tsy ankiteniteny
Dia izao no mba hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Ka hamela ahy ho irery
Aoka mba tsy ho veloma atao an-kiry fa miherihery
Antsika pkhcqk samy irery
Fa teny ierana ny antsika raha tononkira.serasera.org hifandao
Fa vqyivcvk tsy dradraina ho reny izao tontolo izao
Fa fifandan-daozan’olon-kendry
Tsy mba nokasaina, na koa ankinendry
…………………………………* 2
Izay no Anjara no sady tinendry
Dia izao no hafatro
Raha andeha tokoa ianao
Dia aoka tsy ho veloma
Tabataba sy tomany fa tsotra ihany
Fa miherihery
Vitany ny mifampijery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : randrateloHits : 3288
Likes : 0 Like
Created by : vatosoa.andriamiarana
Date : 08/05/2019 15:20
