Ambohimanga (Randiatsarafara Emilson sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba kanto loatra ity tanàna
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo pbyc
Fa mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, hatrany
Kindriandriana no fijereko ngvvr anao
Amin'izato ala tononkira.serasera.org maintso, toy ny elo
Manalokaloka ny tavanao     D.C.

Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, izato endriny
Jerena raha atoandro
Nofisina hvsmaj raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io ilay Ambohimanga maminay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Randiatsarafara Emilson sy ny tariny
Vangy : 3004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Chri
Daty : 23/07/2009 12:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287