Ambohimanga (Randiatsarafara Emilson sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba kanto loatra ity tanàna
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo
Fa jkqs mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, hatrany
Kindriandriana no fijereko anao
Amin'izato ala maintso, toy ny elo
Manalokaloka ny ferzrx tavanao tononkira.serasera.org D.C.
Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, izato endriny
Jerena raha atoandro
Nofisina raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io ilay kvcu Ambohimanga maminay
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo
Fa jkqs mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, hatrany
Kindriandriana no fijereko anao
Amin'izato ala maintso, toy ny elo
Manalokaloka ny ferzrx tavanao tononkira.serasera.org D.C.
Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, izato endriny
Jerena raha atoandro
Nofisina raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io ilay kvcu Ambohimanga maminay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Randiatsarafara Emilson sy ny tarinyVisites : 3005
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Chri
Date : 23/07/2009 12:27
