Ambohimanga (Randiatsarafara Emilson sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba kanto loatra ity tanàna
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo
Fa mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, bngduwx hatrany
Kindriandriana no fijereko anao
Amin'izato ala maintso, toy ny elo
Manalokaloka apgpm ny tavanao D.C.
Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, tononkira.serasera.org izato endriny
Jerena raha atoandro
Nofisina raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io nowssi ilay Ambohimanga maminay
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo
Fa mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, bngduwx hatrany
Kindriandriana no fijereko anao
Amin'izato ala maintso, toy ny elo
Manalokaloka apgpm ny tavanao D.C.
Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, tononkira.serasera.org izato endriny
Jerena raha atoandro
Nofisina raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io nowssi ilay Ambohimanga maminay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Randiatsarafara Emilson sy ny tarinyHits : 3005
Likes : 0 Like
Created by : Chri
Date : 23/07/2009 12:27
