Vavaka ho anao ry Neny (Ramy Franck)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra izaho ry neny eo anilanao, ry neniko
Ravo ka mihoby vavaka sy mihira ho anao
Tsy vola mora tononkira.serasera.org dola no asetriko ho an'izany, ry neniko
Fa vavaka an'ny zaza mitalaho tsy harofy eto an-tany
Izao no andro sarobidy e
Daty iray, sy ora voafidy ô
Indrisy izaho mbola bado e
Mibadabada hoe dada o, neny
Ianao kosa toa ravo miteny
Raha tomany dia iny
Babenao neny o,
Vavaka ho anao
Koa raiso ry Neny, hqbps f'efa solon-taiza ireny, ry neniko
Ny zavatra iriako, mba hihavao ny tombon' umtd andronao ry Neny
Jereo iny diavolam-pararano, sy ny kintana ireny, ry neniko
Mitaratra mazava, mitahy anao , ry Neny
Izao no andro sarobidy e
Daty iray, sy ora voafidy ô
Indrisy izaho mbola bado e
Mibadabada hoe dada o, neny
Ianao kosa toa ynbtbboz ravo miteny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ramy FranckVisites : 21086
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 21/02/2014 09:31