Vavaka ho anao ry Neny (Ramy Franck)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra onlg izaho ry neny eo anilanao, ry neniko
Ravo ka mihoby vavaka sy mihira ho anao
Tsy vola mora dola no asetriko ho an'izany, ry neniko
Fa vavaka an'ny zaza mitalaho tsy harofy eto an-tany
Izao no andro sarobidy e
Daty iray, sy ora voafidy ô
Indrisy izaho mbola bado whwox e
Mibadabada hoe dada o, neny
Ianao kosa toa ravo miteny
Raha tomany dia iny
Babenao neny o,
Vavaka ho anao
Koa raiso ry Neny, f'efa solon-taiza ireny, ry neniko
Ny zavatra iriako, mba hihavao ny tombon' andronao ry Neny
Jereo iny diavolam-pararano, sy ny kintana ireny, ry neniko
Mitaratra mazava, mitahy anao , ry Neny
Izao no andro sarobidy e
Daty tononkira.serasera.org iray, sy ora voafidy ô
Indrisy izaho mbola bado e
Mibadabada npnnwo hoe dada o, neny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ramy FranckHits : 21537
Likes : 1 Like
Created by : Bditra
Date : 21/02/2014 09:31