veloma (Ramboatiana Etienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny fotoana voafetra
Andaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny sento sy ny alaheloko
Fiv: Veloma re, mvxfy veloma mbola hihaona
bksvxs Tsy ho ela akory hiaraka indray
eqxml Veloma re, veloma mandra-pihaona
Miandry anao, miandry anao ’zahay
Ny fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka milevina ato anaty
Ny vatako, ny tenako na any
Ny saiko kosa mbola eto ihany
Ny fihavanantsika tononkira.serasera.org efa mafy izao
Aoka tsy hiova na ho faty anie
Ireo tsiky, hehy sy lalao
No hamatotra antsika ange.
Andaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny sento sy ny alaheloko
Fiv: Veloma re, mvxfy veloma mbola hihaona
bksvxs Tsy ho ela akory hiaraka indray
eqxml Veloma re, veloma mandra-pihaona
Miandry anao, miandry anao ’zahay
Ny fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka milevina ato anaty
Ny vatako, ny tenako na any
Ny saiko kosa mbola eto ihany
Ny fihavanantsika tononkira.serasera.org efa mafy izao
Aoka tsy hiova na ho faty anie
Ireo tsiky, hehy sy lalao
No hamatotra antsika ange.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramboatiana EtienneVangy : 3887
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bertharisoa
Daty : 24/12/2002 08:47
