veloma (Ramboatiana Etienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga wpmeg izao ny fotoana voafetra
Andaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny sento sy ny alaheloko
Fiv: Veloma re, veloma mbola hihaona
jkfx Tsy ho ela akory hiaraka indray
Veloma re, veloma mandra-pihaona
Miandry anao, miandry anao ’zahay
Ny fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka milevina ato anaty
Ny vatako, ny tenako na guub any
Ny saiko kosa tononkira.serasera.org mbola eto ihany
Ny fihavanantsika efa mafy izao
Aoka tsy hiova na ho faty anie
Ireo tsiky, hehy sy lalao
No hamatotra antsika ange.
Andaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny sento sy ny alaheloko
Fiv: Veloma re, veloma mbola hihaona
jkfx Tsy ho ela akory hiaraka indray
Veloma re, veloma mandra-pihaona
Miandry anao, miandry anao ’zahay
Ny fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka milevina ato anaty
Ny vatako, ny tenako na guub any
Ny saiko kosa tononkira.serasera.org mbola eto ihany
Ny fihavanantsika efa mafy izao
Aoka tsy hiova na ho faty anie
Ireo tsiky, hehy sy lalao
No hamatotra antsika ange.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ramboatiana EtienneHits : 3797
Likes : 0 Like
Created by : bertharisoa
Date : 24/12/2002 08:47
