Ity semboko ity (Ramahafadrahona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity semboko ity e! Omeko anao malala (x2)
Omeko tsy vidina e!Omeko anao malala
Omeko tsy atakalo o! Omeko anao malala
Ny tsikinao cheri e! Vidiko arivo ariary a (x2)
Ny endrikao ry touujbi aiko o ! toa voninkazo soa
Ny masonao mijery e! toa phujpj petra-bolamena
Satria satria satria ny fitia
Satria satria mahay miara-dia
satria naggbqb satria satria tsy vazivazy
Satria tononkira.serasera.org satria Fa vady mariazy
Ny fo mifankatia e! No paradisa an-tany a! (x2)
Ho lapasoa ry aiko ô ilay tokantarontsika a
Hiadana isika e ho sambatra tokoa a

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RamahafadrahonaVangy : 11652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/12/2004 09:37