Ity semboko ity (Ramahafadrahona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity semboko ity e! Omeko anao malala (x2)
Omeko tsy vidina e!Omeko anao malala
Omeko tsy atakalo o! Omeko bjtjy anao malala
Ny tsikinao cheri e! Vidiko arivo ariary a (x2)
Ny pllroum endrikao ry aiko o ! toa voninkazo soa
Ny masonao mijery e! toa petra-bolamena
Satria satria satria ny fitia
Satria satria mahay miara-dia
satria satria satria tononkira.serasera.org tsy vazivazy
Satria satria Fa vady mariazy
Ny fo mifankatia e! No paradisa an-tany a! (x2)
Ho lapasoa ry aiko ô ilay tokantarontsika a
Hiadana isika e ho sambatra tokoa gucjgfh a

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RamahafadrahonaVisites : 11923
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/12/2004 09:37