Ity semboko ity (Ramahafadrahona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity semboko ity e! Omeko anao malala (x2)
Omeko tsy vidina e!Omeko anao malala
Omeko tsy atakalo o! Omeko anao malala
Ny tsikinao cheri jlxyuqb e! Vidiko arivo ariary a (x2)
Ny endrikao ry aiko o ! toa voninkazo soa
Ny masonao mijery e! toa petra-bolamena
Satria satria satria ny fitia
Satria satria fwxhpopk mahay miara-dia
satria satria satria tsy tononkira.serasera.org vazivazy
Satria satria Fa vady mariazy
Ny fo mifankatia e! No paradisa qucwirm an-tany a! (x2)
Ho lapasoa ry aiko ô ilay tokantarontsika a
Hiadana isika e ho sambatra tokoa a

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RamahafadrahonaHits : 11652
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 04/12/2004 09:37