ô ry zandry kely (Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry zandry kely, mba henoy ihany ‘ty resaka manodidina
F’aza mctjd de be marenina tononkira.serasera.org tsy izany re no fanekena
Aza akipy mihitsy io masonao feno loko eran-tany
Mety hifandaka, atambaro ho tsara jerena
Mba tantano fôna ty fiainanao f’izao no uxjzk aza adino
Raha azo atao raisonao ho harena
O o o o ô ry zandry (4)
Ny zokinao mila anao ô ry zandry!
Ny zokinao mila anao, fa fa fa fa fa fa fa fa fa wmmkgswa an an an!!!
Ô ry zandry kely, mieritrereta ihany, fa raha badolahy
Dia manjary olona mora ambakaina
Tanora ihany, anie ianao ka manaova zavatra
Natokana ho “fanantenan’ny firenena”
O o o o ô ry zandry (4)
Manaiky zahay fa mety ho diso indraindray
Ny rariny dia mety tsy ho takatry ny olona anankiray
Mifanakalo hevitra no mampandroso zalahy
fa fa fa fa fa fa fa fa fa an an an!!!
O o o o ô ry zandry (8)

--------
Rohy:
Hevitra
dina4
(
28/11/2016 09:32)
Il y a mon fils de 06ans qui me reclame toujours : ataovy o ry zandrikely moa neny a! hi! et on le chante ensemble. et lui il dit aza bebe marenina. ngah marenina ny bebe andrizareo ry neny. tena lanaka aho tamin'izay an! fa nazavaina lay izy de takany ilay anatra é! mankasitraka re eeee
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RakotoVangy : 11238
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tokynat
Daty : 22/10/2009 15:33