Ny foko lasany any (ft Arione Joy) (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Rak Roots)
Tsy haiko aloha zay momba anao
fa lay foko aty midoboka misento foana isa-minitra
Raha toa ka tsy nanaiky anao aho dia miala tsiny
fa lay foko efa any an-kafa indray no mitsiriritra
ka miala tsiny, miala tsiny azafady
fa lay foko dia efa tsy afaka mitia
raha toa tsy mino ianao dia anotanio azy
fa ny anay mitsam efa doria
tsy hoe ianao anie tsy tiako
fa lay bandy anie tsy isan-andro le sendra ny mba tena Love
ekeko ianao hoe "Manja be"
fa le foko tsy afaka mitia hafa intsony fa zay ko zao ny "La mody eh "
'Ty tsy resaka voankazo amin'ny kilao
fa resaka volamena amin'ny grama
fa raha za ianao miala any zao dia zao
fa tsy afaka nitia anao anie zaho "Madame"

Ny foko efa lasany any eh
Lasany any eh
Lasany any eh

(Arione Joy )
Mba tonio aloha ny fo dia enao aza manao tezitra
fa 'zay ange le mampimaontena ah
Sotroy aloha ny rano mangatsiaka dia mahaiza mionona
fa zay zao ny tena fahendrena
Tsy fidiny ho anahy nge 'lay misalasala
Fa ianao no ni-insiste hoe ndao hiaraka
nefa ianao ange dia tena nahalala
fa ny foko no nangoraka
Ka menamenatra aho raha hikopa-kelatra
raha mety omeo anahy indray ilay peratra
Razazavavy iny
Ka tantara indray mipika 'ty ,tsy lamban'akoho
Hatramizay indry nampirafy nefa zaho tsy mba jaloux

Ny foko efa lasany any eh
Lasany any eh
Lasany any eh

(Rak Roots )
Fa inona amin'ilay hoe zaho tsy mila anao no tsy azonao
fa tairo fa azavaiko
ny foko anie ho'aho efa lasan'olon-kafa fa ianao dia tsy rarahin'ny saiko
mba mahalalà tsy tiana moa ry kala ah
rehefa tsy tiana aloha dia 'ndehana miala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rak Roots
Vangy : 44853
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2015 11:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125