Faka vady (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa zatra loatra miaraka aminao aho,
Tsy mety tsony raha vao tsy enao
Efa jamba loatra ny am fisianao aho
Tena lafatra loatra anie .

Manembona raha vao tsy eo enao tiako oh
Ny anaranao fona no tantaraiko oh
Ka ho Lazaiko anao fa za tsy iala e, tsy iala e , tsy iala e , tsy iala aminao aho
Aminao za faly, Aminao za Love e,
Aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e
Amen fa ianao no anjarako e, fitiavako anao anie ka mamy e

Ref : mamy e ( x 5 )
Ny fitiavako anao tsy ho lany e
Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh
Ianao tena tiko e
Fa otran toy ny vao omaly anie
Lay tsika mifampitantana eny an-dalambe
Tsika roa samy nankafy dia samy naka fafiny e
Tena mbola tadidiko e
Tiko enao , ka mba avelao za hiteny
Mamiko enao , averiko ombieny ombieny
Aminao malala ihany aho no mahasahy miteny oe tena tia

Aminao za faly , Aminao za Love e,
Aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e
Amen fa ianao no anjarako e,
Ny fitiavako anao anie ka mamy e

Ref : mamy e ( x 5 )
Ny fitiavako anao tsy ho lany e
Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh
mamy e ( x 5 )
Ny fitiavako anao tsy ho lany e
Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh
Ianao tena tiako.

Tsy nisalala refa naka anao e
Vao nanombola dia itako enao oe azo atao e
Ravakin’ ny tokantranoko oh
Mendrika ny renin-janako oh

Miara miainga dia miara tafita miara miosona e
Mino aho fa ianao mints le itako tanaty nofiko e e
Miara tonga am tanjon’irina a tsika iezaka mafy, iara iady e
Amiko ianao lay oe ” Faka vady e

Aminao za faly , Aminao za Love e ,
Aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e
Amen fa ianao no anjarako e, fitiavako anao anie ka mamy e

Ref : mamy e ( x 5 )
Ny fitiavako anao tsy ho lany e
Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh
mamy e ( x 5 )
Ny fitiavako anao tsy ho lany e
Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh
Ianao tena tiako e.
--------
Rohy:
Hevitra
jemmymirah ( 25/02/2019 14:39)
mba asivo espace tsara fa tsy hay mihintsy mamaky azy
AnicetTomboFloriot ( 10/05/2019 14:10)
mankasitraka @ fifampizarana e!!

fanitsina kely fotsiny, @ ilay ESPACE mba ahafahana manaraka tsara an'ilay hira.

Misaotra ô
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rak Roots
Vangy : 35382
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 18/02/2019 12:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0253