Loatra (Rak Roots)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy hitory fitia toy ny mahazatra intsony aho
Fa hovaiko indray ny lalana oh
Tsy hoe tsisy fitia ho zaraina intsony aho
Fa tena mbola manana oh
Tsapako fa kay
Misy heriny ny teny ka anio ary ho ambarako o
Teny tsotra ihany nefa mahery vaika no iriko amin'ny fiainanao sy ny fiainako
Tsy vola aman-karena ihany na fihetsika no porofom-pitiavako o
Hitondra am-bavaka anao vyazbn aho haniry ny tsara, tsara hoan'ny malalako o
Tahin'Andriamanitra manokana enao e,
Mba owonid tsisy hanakatsakana o
Satria mantsy ny fiainan'io tsy voatery mahitsy fa indraindray lavadavaka o
Mirary soa anao e!
Mirary soa anao e!
Dia ho vaky ny barazy, ny rindrina hirodana
Hirotsaka amintsika ny fahasoavana o
Mandroso miverina ka
Ny soa rehetra hiverina
Mba tena ho feno tanjaka o
Dia mafy ny fitia izay anenika ny tany rehefa neprqrfq isika roa no mitambatra o
Dia ny zanantsika rehetra ho feno fiadanana
Ho sambatra ny taranako o

Hitondra am-bavaka anao aho haniry ny tsara, tsara hoan'ny malalako o
Tahin'Andriamanitra manokana enao e,
Mba tsisy hanakatsakana o

Ka ho iriko mba itondra hazavana ilay fitiavantsika fa raha tebiteby aho efa fay
Raha toa ka zava-dratsy no nafafin'izay tsy tia antsika, ho avaditsika ho tena tsara indray
Fitiavana hafahafa tsy mitovy amin'ny isantaona fa mba miavaka, mivoaka kely indray
Fa ny foko tsy mba niova, ny fitiavako mitoetra
'Zaho ihany 'ty ilay zokin'ilay zaho anak'ray

--------
Rohy: