Manaiky aho (Rak Roots)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reraka aho anio RAY
Ianao sisa no antenaiko fa very aho
Manomboka androany aho
Mangataka mafy aho
Diovy raha sitrakao RAY
2-Fa mba efa ampy zay RAY
Na dia tsy aiko aza
Zay lalan-hitondranao ahy
Fa fay aho.
Prelude:Tsy nifanaraka kosa e!
Hoe ho avela anao eto aho
Ho aiza intsony aho
Raha ianao indray no mbola hanary ahy.
Ref: Ndao ary fa manaiky aho
Zay hitondranao ahy
Fafako jfpogr ny ranomasoko
Na tononkira.serasera.org dia tsy afa-mamindra aza Aho
Fa mandady dia...
[Tamy aho
Tamy aho Ray !!]x2
Fa andraso ihany gxrjq !
3-Asa angamba mety hoe inona ndray
Ny zavatra mety ahazo Ahy
Fa efa mihomana aho
Satria
Fantatro fa ianao ho eo foana ho ahy
Satria " fanilon’ny tongotro ianao"
" ny asan Satana mihongotra"
Vao mahita anao
Tarafin’ny hazavanao ,
Dia Miala eee
Dia miala eee
Prelude
Ref....
" Ity tamy aho zzbcz Raiko malala oo
Raiso ny tanako."
Ianao sisa no antenaiko fa very aho
Manomboka androany aho
Mangataka mafy aho
Diovy raha sitrakao RAY
2-Fa mba efa ampy zay RAY
Na dia tsy aiko aza
Zay lalan-hitondranao ahy
Fa fay aho.
Prelude:Tsy nifanaraka kosa e!
Hoe ho avela anao eto aho
Ho aiza intsony aho
Raha ianao indray no mbola hanary ahy.
Ref: Ndao ary fa manaiky aho
Zay hitondranao ahy
Fafako jfpogr ny ranomasoko
Na tononkira.serasera.org dia tsy afa-mamindra aza Aho
Fa mandady dia...
[Tamy aho
Tamy aho Ray !!]x2
Fa andraso ihany gxrjq !
3-Asa angamba mety hoe inona ndray
Ny zavatra mety ahazo Ahy
Fa efa mihomana aho
Satria
Fantatro fa ianao ho eo foana ho ahy
Satria " fanilon’ny tongotro ianao"
" ny asan Satana mihongotra"
Vao mahita anao
Tarafin’ny hazavanao ,
Dia Miala eee
Dia miala eee
Prelude
Ref....
" Ity tamy aho zzbcz Raiko malala oo
Raiso ny tanako."
--------
Rohy:
