Manaiky aho (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reraka aho anio RAY
Ianao sisa no antenaiko fa very aho
Manomboka androany aho
Mangataka mafy aho
Diovy bklm raha sitrakao RAY

2-Fa mba efa ampy zay  RAY
Na dia tsy aiko aza
Zay lalan-hitondranao ahy
Fa fay aho.

Prelude:Tsy nifanaraka kosa e!
Hoe ho avela anao eto aho
Ho aiza intsony aho
Raha ianao indray no mbola hanary ahy.

Ref: Ndao yarvz ary fa manaiky aho
        Zay hitondranao ahy
        Fafako ny ranomasoko
        Na dia tsy afa-mamindra aza Aho
       Fa mandady dia...

       [Tamy aho
       Tamy aho Ray !!]x2
      Fa andraso ihany !

3-Asa afvznvd angamba mety hoe inona ndray
Ny zavatra mety ahazo Ahy
Fa efa mihomana aho
Satria
Fantatro fa ianao ho tononkira.serasera.org eo foana ho ahy
Satria " fanilon’ny tongotro ianao"
" ny asan Satana mihongotra"
Vao mahita anao
Tarafin’ny hazavanao ,
Dia Miala eee
Dia miala eee

Prelude
Ref....

" Ity tamy aho  Raiko malala oo
   Raiso ny tanako."

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rak Roots
Visites : 215
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Handria26
Date : 07/06/2026 20:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1508