Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Fiainana (Rajaonah Moratiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fiainana dia mandalo
Tsy fantatra rkxatia anefa fa maro ireo olona no tsy osvm tia..
Tadidio anefa fa raha mbola eo Jesoa Kristy
Dia tsy ho very mihitsy isika ety...
Handeha isika hiova..
Hiala amin'ny ratsy fanao..
Ajanony ny FB sy ny ratsy fanao..
Tadidio fa fotoana fiovana izao..
Raha fitiavana tononkira.serasera.org ydxb aloha dia ajanony..
Fantaro ny fotony, fantaro ny tokony ho atao..
Fa sao haratra ka tsy tafaveriny intsony...
Mandalo zao fiainana izao ka ny Ratsy ajanony..
Moratiana Rajaonah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rajaonah MoratianaVangy : 598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lmora
Daty : 01/07/2024 05:50