Ny Fiainana (Rajaonah Moratiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fiainana dia mandalo
Tsy fantatra anefa tononkira.serasera.org fa maro ireo olona no tsy tia..
Tadidio anefa fa raha iioc mbola eo Jesoa Kristy
Dia tsy ho very mihitsy isika ety...
Handeha hvwguxg isika hiova..
Hiala amin'ny ratsy fanao..
Ajanony ny FB sy ny ratsy fanao..
Tadidio fa fotoana fiovana izao..
Raha fitiavana aloha dia ajanony..
Fantaro ny fotony, fantaro ny tokony ho atao..
Fa sao haratra ka tsy tafaveriny intsony...
Mandalo zao fiainana izao ka ny xyea Ratsy ajanony..
Moratiana Rajaonah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rajaonah MoratianaVangy : 687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lmora
Daty : 01/07/2024 05:50