Ny Fiainana (Rajaonah Moratiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fiainana dia hlxxhzip mandalo
Tsy fantatra anefa fa maro ireo olona no tsy tia..
Tadidio anefa czuoczb fa raha mbola eo Jesoa Kristy
Dia tsy ho very mihitsy isika ety...
Handeha isika hiova..
Hiala amin'ny ratsy fanao..
Ajanony ny FB sy ny ratsy fanao..
Tadidio vmzsndyn fa fotoana fiovana izao..
Raha fitiavana aloha dia ajanony..
Fantaro ny fotony, fantaro ny tokony ho atao..
Fa sao haratra ka tsy tafaveriny intsony...
Mandalo tononkira.serasera.org zao fiainana izao ka ny Ratsy ajanony..
Moratiana Rajaonah

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rajaonah MoratianaHits : 637
Likes : 0 Like
Created by : lmora
Date : 01/07/2024 05:50