sens unique (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZAFADY RY ZAMA FA MAIKA BE IZAHAY!! MIJALY MADAGASIKARA DIA MILA MIAKATRA SENS UNIQUE ETO IZAHAY!!!
AZAFADY HOA!!
Izaho leisy aza adalaina
Izaho zàma aza fokaina!
Sarotse ny mifanompa reny
Demôkrasia ka tsy maintsy miteny
Sao dia ho ataon'ialahy tanànan-demony aza
Ny tanindrazanay
Ka angalan'ialahy katekista
Sao ho tadiavin'ialahy ho dorana
Ny tanànan-draMalagasy
Ka mila afokasoka sy ambalazy e!
Sa voan'ny angatra sy ny tety
Ka mila mpanindrona vetivety?
Ô! Kartera mpanao Mada Raid e!
Sady saingy tsy ampy an-draVitaminina
Sady mila proteinina
Dia tambatambazanao Margarine e!!
Sao dia lazain'ialahy rambaramban-tsarety
Ny tanànan'i Gasikara
Ka hampitondrain'ialahy soavaly efa soara e!!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy zàma!
Izaho leisy aza adalaina
Izaho zàma aza fokaina!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!Dia izaho tsy hifidy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy zàma!Izaho tononkira.serasera.org hoa tsy hifidy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!Dia izaho tsy hifidy!
Raha ny hevitro qespnes no anontanian'ialahy!Izaho hoa tsy hifidy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!
Raha ny hevitro no anontanian'ialahy!
Kristy ô! Raha mba gzpgv nirotsaka ho kandidà an'i Madagasikara hoijkt mantsy ianao ohatran'izay dia tsy bedy avy eo hoe ohatran'izao vato fotsy!!
IZAHO HOA TSY HIFIDY!!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rah-CkikyVangy : 4170
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 05/05/2010 15:58