Omaly alina (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tolotolona fomba nahomby
Orokoroka vadim-pitia
Safosafo tsy maha bevohoka ry valy e!!
Jerijery tsy axch rzbfpiai mitondra mody
Mitsapatsapa mitady ny atody
Rotsirotsy mahavery tadidy ry valy e!
ie! ie! ieieie!
ie! ie! ieieie!
Notolotolominy izaho omaly alina ê!
Notolotolominy izaho omaly alina ê!
Notolotolominy izaho agqyofzn omaly alina ê!
Notolotolominy izaho omaly alina ê!
Omaly alina e! Omaly alina e! ie!
Notolotolomiko anie izy omaly alina ê!
ref:Notetiteteziny mihintsy ianao
Nanaovany karazan-kilalao
Navadimbadiny ambony ambanimbany
Dia natontantontny t@ tany
Nazerazerany imbal'indimy
Soa ihany tsy virijiny
Fa dia potika mihintsy ny Vitiriny
tononkira.serasera.org Fa notsindrotsindromin'ny oberziny!!
Notrongotrongisako anie izy omaly alina ê!

..............

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rah-CkikyVangy : 6221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 18/06/2010 21:31