amboletra (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nojerijereny izaho dia nobanjininyNotohofany ity molotro e ! avy eo izaho nofihininy!
Ny atiati-vavako rehetra
No nanaovanaovany ahy amboletra
Noteritereny sy noforforseny (noforforseny!)
Dia nanomboka nivadibadika aza ny fijeriny
Hoa! Kay ve izaho mihintsy no tadiaviny ho alainy an-keriny!
Fa na ny fiantso azy aza toa mbola tsy haiko akory
Tsy haiko intsony na katsaka na voanjobory
Fa rehefa nanontaniako izy
Dia tsapako fa mbola ankizy!
Fa maninona mihintsy hoa izaho no tena tianao be?? (revenao be!?)
Izy no namaly ahy nitsiranoka ny rara-kiviny
Fa ‘lay masonao menamena be io no (tena) ni-attirer
Gagagaga ihany aho raha nihaino an’izany io io io!
Na saika ho halako aza izy, tiako avy hatrany
Ka teny masina no voalaza
Sy navoakan’ity vavan-jaza
Nony avy eo iny izaho
Potika sy tena rava
Ref: Izy dia tia e!
Izy tia ahy e!
Saingy izy miforcer
Izy tia ahy e!
Fa iny zaza iny dia tia e! (Izy)
Fa iny zaza iny tia ahy e!(Izy)
Saingy io zaza io miforcer
Sady manabird e!
--------
Rohy: