Mendrika Ho deraina (Worthy) (Pepe Shine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nentinao tononkira.serasera.org ny Hazo Fijaliko
Ka afahako, Miaina amin’ny fahafahana

Ary anao ny fiainako
Ary hihira aho ny fahatsaranao Mandrakizay

Ref :
Mendrika ho deraina Ianao JESO
Mendrika indrindra ny anaranao x2

2- Efa lasa ny henatro
Mahagaga ny Fitiavanao tsy azo lavina

Fahasoavanao mitobaka
Ary hihira aho Fahatsaranao

Ref : x4

Misandrata any andanitra
Voninahitra mameno gqjp eto izao
Ianao Irery no mendrika ny dera
Ambony ny afyvpkq anarana rehetra Ianao x4

Ref x2

Majesté , Louez sa majesté
Majesté , Louez sa majesté

Mendrika ho deraina Ianao JESO
Mendrika indrindra owceiohd ny anaranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pepe Shine
Vangy : 26
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 03/10/2026 09:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305