Mendrika Ho deraina (Worthy) (Pepe Shine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nentinao ny Hazo Fijaliko
Ka afahako, Miaina amin’ny fahafahana

Ary anao ny fiainako
Ary hihira aho ny fahatsaranao Mandrakizay

Ref :
Mendrika ho deraina Ianao JESO
Mendrika indrindra ny nageeoq anaranao jgsnnic x2

2- Efa lasa ny henatro
Mahagaga ny Fitiavanao tsy azo ojaege lavina

Fahasoavanao mitobaka
Ary hihira aho Fahatsaranao

Ref : x4

Misandrata any andanitra
Voninahitra mameno eto izao
Ianao Irery no mendrika ny dera
Ambony ny anarana rehetra Ianao x4

Ref x2

Majesté , Louez sa majesté
Majesté , Louez sa majesté

Mendrika ho deraina Ianao tononkira.serasera.org JESO
Mendrika indrindra ny anaranao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Pepe Shine
Visites : 25
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Donna santatra
Date : 03/10/2026 09:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343