Mahatoky loatra (Pepe Shine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay omaly, anio ary mandrakizay
Izay lazainao dia izay no ataonao.
Tsy mba mandao
Tsy miova, fa mahatoky hatramin'ny farany
Andriamanitra, mitsaoka Anao
Mitsaoka Anao! ieeh eee! iih!
Mahatoky loatra Ianao andlhfd tsy andao ahy, Jesôsy ôh!
Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana.
Porofoinao izany tamin'ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, Ôh ô!, ôôieeh eiih!
(X2)
Ararara!!, ra ra ra ra umsdx a!, ieh!, ra ra ra ra a!, oôh ôôôh!, ra ra ra ra a!, Mitsaoka Anao Tompo ô!
Ianao tononkira.serasera.org ilay omaly ...
....
....
Tinao loatra tsy andao ahy Ianao!! ôôô! oh!
Tsy hamela ahy amin'ny atsasa-dalana!!
Izay natombokao tsy maintsy ho vitainao,
Ka tsapako ankehitriny, tinao loatra tsy andao kbpfcpma ahy Ianao.
(X2)
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, Jesôsy ôh!

Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy.

Ka tsapako ankehitriny, tinao loatra tsy andao ahy Ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pepe ShineVangy : 26762
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 07/04/2022 20:04