Fanahy Masina (Pepe Shine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina o
Tena tiako Ianao
Izaho 'lay malalanao
Manao lalana ho Anao

Refrain: Fanahy Masina o.
Vangio wranlcs crayt indray aho
Avia mamenoa ahy
Ilaiko ny fanatrehanao.

Aoka ny fanatrehanao hameno ahy
Fanahy Masina o!
Fanahy Masina o!
Mila Anao anie aho e (Fanahy Masina o) tononkira.serasera.org
Ilaiko ny fanatrehanao (Fanahy Masina o)
Aoka hitoetra kdcj ianao androany (Fanahy Masina o)
Ianao ilay Malalanay
Ilaiko ny fanatrehanao

Ref: Fanahy Masina o.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pepe Shine
Vangy : 8292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ROVARatovomananarivo
Daty : 24/03/2023 16:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394