Fanahy Masina (Pepe Shine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina o
Tena tiako Ianao
Izaho 'lay malalanao
Manao lalana ho Anao

Refrain: Fanahy Masina o.
Vangio indray aho tononkira.serasera.org
Avia mamenoa ahy fxhqd
Ilaiko ny fanatrehanao.

Aoka ny fanatrehanao xbsluwym hameno ahy
Fanahy Masina o!
Fanahy Masina o!
Mila Anao anie aho e (Fanahy Masina o)
Ilaiko ny fanatrehanao jajcruv (Fanahy Masina o)
Aoka hitoetra ianao androany (Fanahy Masina o)
Ianao ilay Malalanay
Ilaiko ny fanatrehanao

Ref: Fanahy Masina o.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pepe Shine
Hits : 8996
Likes : 0 Like
Created by : ROVARatovomananarivo
Date : 24/03/2023 16:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525