Misaotra (Ymela) (Patrick Andrianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa misaina honm ny hatsaranao
ny fahatokianao isan’ andro
fantatro fa tsy hoe:
mendrika aho handray fitiavana toy ny anao
Nefa gqlrm mankasitraka aho
noho ny fahasoavanao
sy mfjudvz ny nanoloranao ny ainao
tonga aho hihira fiderana ho tononkira.serasera.org Anao
ref:
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
(iza moa aho)
iza moa aho
no hihira ho Anao
(hira fiderana ho anao)
hira fiderana ho Anao
ny ranao no nitondra fiovana (yeeee)
nanao lalana eo anatrehanay
Tsy afaka eo anatrehanao
(tsy afaka mba hihira ho anao)
Tsy afaka mba hihira ho anao
raha tsy noho lay asanao teo kalvary (yeee)
izay no antony hiderako Anao
ref :
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
ny fahatokianao isan’ andro
fantatro fa tsy hoe:
mendrika aho handray fitiavana toy ny anao
Nefa gqlrm mankasitraka aho
noho ny fahasoavanao
sy mfjudvz ny nanoloranao ny ainao
tonga aho hihira fiderana ho tononkira.serasera.org Anao
ref:
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
(iza moa aho)
iza moa aho
no hihira ho Anao
(hira fiderana ho anao)
hira fiderana ho Anao
ny ranao no nitondra fiovana (yeeee)
nanao lalana eo anatrehanay
Tsy afaka eo anatrehanao
(tsy afaka mba hihira ho anao)
Tsy afaka mba hihira ho anao
raha tsy noho lay asanao teo kalvary (yeee)
izay no antony hiderako Anao
ref :
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Patrick AndrianarivoVangy : 3347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 24/04/2023 07:23
