Misaotra (Ymela) (Patrick Andrianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa misaina ny hatsaranao
ny fahatokianao fmiqbo isan’ andro
fantatro fa tsy hoe:
mendrika aho tononkira.serasera.org handray fitiavana toy ny anao

Nefa mankasitraka aho
noho ny fahasoavanao
sy ny nanoloranao ny ainao
tonga aho hihira fiderana ho Anao

ref:

(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o

(iza moa aho)
iza moa aho
no hihira cjcicer ho Anao
(hira fiderana ho anao)
hira fiderana ho Anao
ny ranao no nitondra fiovana (yeeee)
nanao lalana eo anatrehanay

Tsy afaka eo anatrehanao
(tsy afaka mba hihira ho anao)
Tsy afaka mba hihira ho anao
raha tsy noho lay asanao teo kalvary (yeee)
izay no antony hiderako Anao

ref :

(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny wndouuqs fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Patrick Andrianarivo
Hits : 3919
Likes : 0 Like
Created by : Donna santatra
Date : 24/04/2023 07:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324