Tsy misy tia ahy toa anao (Patrick Andrianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fotoana iray, nisedra ady mafy ahoEf nila tsy antanty, fa teo foana ianao
Ho tsiaro ao an-tsaiko, ho mandrakizay
Tsy misy tia ahy, toa ianao x2
ref: Tsy navelanao...
Ho irery teo aho f'ianao namafa ny ranomasoko
Natrakanao aho,
Nomenao fifaliana indray,
Tsy misy tia ahy, toa anao
Ho tsiaro ao an-tsaiko, ho mandrakizay...
ref...
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Patrick AndrianarivoVangy : 10930
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nahtemile
Daty : 16/09/2015 20:59