Ho hiraiko (Pathy Andréas)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fisinao no mandravaka ny tontolo
Toa mamy qlmjsbz foana ilay fitia izay toa ny vao miandoha
Izay tany misy anao dia hisy ahy dvej koa
Hokaloiko foana ilay fitiavan'olondroa
Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo
Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Iny olona iny mamiko aok'izany
Toy ny tantely tononkira.serasera.org ireo tsiky sy hanihany
Iray andro tsisy anao toa ngazana injany.
Hiraiko an-kira, hiraiko hatrany qtahkyj hatrany
Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo
Hohiraiko ho ren'izao tnotolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo
Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Toa mamy qlmjsbz foana ilay fitia izay toa ny vao miandoha
Izay tany misy anao dia hisy ahy dvej koa
Hokaloiko foana ilay fitiavan'olondroa
Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo
Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Iny olona iny mamiko aok'izany
Toy ny tantely tononkira.serasera.org ireo tsiky sy hanihany
Iray andro tsisy anao toa ngazana injany.
Hiraiko an-kira, hiraiko hatrany qtahkyj hatrany
Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo
Hohiraiko ho ren'izao tnotolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo
Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pathy AndréasVangy : 1239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 30/01/2023 19:38
