Diso (Pathy Andréas)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa adinoko teo ireo tantaratsika
Toa adinoko teo ireo mamy niarahantsika
Lasa entona ireo fikasana tsy vita
Ianao nihevitra fa vita hatreo ny momba ahy
Nefa izao: diso eritreritra ianao

Ref:
Ilay haizim-pito lasa masoandro nibaliaka
Ilay hatsiaka namirifiry lasa hafanana
Nanafoana tsy nisy ny momba anao

Mba tao an-tsainao ve fa ianao no nameno ny lisyosf androko manontolo
Mba tadidinao ve ireo kkxw rediredinao hoe mandrakizay
Ilay fitiavantsika niredareda toa afo mololo
Ankehitriny kosa fitia vaovao no nanintona ahy
Ka izao diso eritreritra tononkira.serasera.org ianao

Ref:
Ilay haizim-pito lasa masoandro nibaliaka
Ilay hatsiaka namirifiry lasa hafanana
Nanafoana tsy nisy ny momba anao
Hey

Ref kznfgdif (bis)
Heey, ny momba anao
Ah oh, nanafoana tsy misy
Ouooooh, ny anaranao
Mmh .... ny anaranao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Pathy Andréas
Visites : 2234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tiavinamarina
Date : 05/02/2021 23:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3954