Ho hiraiko (Pathy Andréas)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fisinao no mandravaka ny tontolo
Toa mamy foana ilay fitia izay toa ny vao miandoha
Izay tany misy anao dia hisy ahy koa
Hokaloiko foana ilay fitiavan'olondroa

Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo

Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao

Iny olona iny mamiko aok'izany
Toy ny tantely ireo tsiky sy hanihany
Iray andro tsisy anao toa ngazana injany.
Hiraiko an-kira, hiraiko hatrany hatrany

Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo

Hohiraiko ho ren'izao tnotolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao

Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao

Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo

Hohiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pathy Andréas
Vangy : 469
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 30/01/2023 19:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0231