PARSON JACQUES - FITIA ADALADALA (Parson Jacques)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia adaladala
Maro mpankahala
Ny fitiavako anao
Nefa izay noheveriko
Sy yblvdaqe mba tratry ny heriko
Atolotra ho anao
Sadasada angamba
Na minia ho jamba
Ny fitazana azy
Saingy lalim-paka
Efa ryncii tompon-daka
Fa tsy vazivazy
Lala-nofinidy
Ka na dia xsvmlio mangidy
Laitra sy zakaina
Ny henjika mihatra
Efa mahazatra
Ka tsy hiferotan’aina tononkira.serasera.org
Maro mpankahala
Ny fitiavako anao
Nefa izay noheveriko
Sy yblvdaqe mba tratry ny heriko
Atolotra ho anao
Sadasada angamba
Na minia ho jamba
Ny fitazana azy
Saingy lalim-paka
Efa ryncii tompon-daka
Fa tsy vazivazy
Lala-nofinidy
Ka na dia xsvmlio mangidy
Laitra sy zakaina
Ny henjika mihatra
Efa mahazatra
Ka tsy hiferotan’aina tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parson JacquesVangy : 4275
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainafitiii
Daty : 06/12/2013 18:52
