Tsy handao korana (Père Jaonah s.j)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ilay Sorom-pisaorana zfdtpqu nankalazaina no nampiombona gqcf teto,
Korana hafaliana tanatin'ny vavaka no niainana teto.
Maro ireo fahasoavana ho entina mody ka hivelomana,
Ary hozaraina amin'ny any an-tanana sy ny ankohonana.
Fiverenana
Tsy handao korana ary aloha, satry foana hijanona eto e,
'Zahay no hifandao , f'ianao Jesoa am-ponay ao.
Tsy handao korana ary moa e, miandry ny any an-tanana,
Mbola hihaona eto indray, hidera sy epgo hankalaza ny Ray.
2-Ilay tsodrano teo izay zava-mahery no manosika anay,
Hitety ny onja sy handeha handroso amin'ny lalina indray,
Hanarato olona izay mbola tsy ao anatin'ny valanao,
Ka ho mpiandry tokana sy ho vala tokana araka tononkira.serasera.org ny sitrakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Père Jaonah s.jVangy : 1162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Emanasoa
Daty : 15/05/2024 21:41