Tsy handao korana (Père Jaonah s.j)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ilay Sorom-pisaorana nankalazaina no nampiombona teto,
Korana hafaliana tanatin'ny vavaka no niainana teto.
Maro ireo fahasoavana ho entina mody ka hivelomana,
Ary hozaraina amin'ny any an-tanana sy ny ankohonana.
Fiverenana
Tsy jlyz handao korana ary aloha, satry foana hijanona eto e,
'Zahay no hifandao shwrhx , f'ianao Jesoa am-ponay ao.
Tsy handao korana ary moa e, miandry ny any an-tanana,
Mbola hihaona eto indray, hidera ymkakpj sy hankalaza tononkira.serasera.org ny Ray.
2-Ilay tsodrano teo izay zava-mahery no manosika anay,
Hitety ny onja sy handeha handroso amin'ny lalina indray,
Hanarato olona izay mbola tsy ao anatin'ny valanao,
Ka ho mpiandry tokana sy ho vala tokana araka ny sitrakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Père Jaonah s.jHits : 1163
Likes : 0 Like
Created by : Emanasoa
Date : 15/05/2024 21:41